Tsy tantiko intsony (AMIKRI (Akon'ny Miaramilan'i KRISTY))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tantiko intsony fa tiko torina @nao ry namako ô! fa satriko foana hitory sy hilaza vaovao mahafaly e!
Manery ahy ny foko hanambara ilay hafatra soa (fatsara e) fa tsara ilay Andriamanitra be indrafo
Izay mahatsapa fa tsara ny manaradia dia higoka ny tsiripitiavana ianao hatrary
Isika mpanompo matoky @ kely natao dia ho tendrena ho mpanapaka ny necv be hatramin'izao. ka miorena tsara ianao, aza miova,torio ambarao ny finoana sy fanantenana dia hazava@nao izany lala-kombana!
tononkira.serasera.org tsy tantiko intsony.....

Tsy misy nateraka ho anjely ka tsara tokoa, fa anjaran'ny tsirairay ny mba fffay hoe miova fo
Na de mena takaky idlg ny jaky ny fahotanareo dia hadio toy ny oram-panala ka foana hatreo. Endre zany famindrampo, lay fitiavana mamy tokoa, ho antsika zay tena mpanompo: mijoroa, mitoria mitoria hoy ny tompo ô!
Tsy tantiko intsony.....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AMIKRI (Akon'ny Miaramilan'i KRISTY)
Visites : 1073
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : miharymamy8
Date : 25/08/2019 22:42
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5514