Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hirahira am_panahy (AMIKRI (Akon'ny Miaramilan'i KRISTY))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hira izay kaloiko ho anao
Dia ilay talenta izay nomenao ahy Jesoa
Atolotro fa oilpl vokatry gzdc ny fo
Ho voninahitrao tokoa ry Ray.
Ny dwmhdk feo izay natolotrao ho ahy
Dia ho entiko hidera anao tokoa tokoa
Ny tenako sy ny fiainako
Hihira ho anao mandrakizay.
Ny faniriako Tompo fantatrao
Na dia tsy mendrika ity zanakao izao
Hihira ho tononkira.serasera.org anao no voadiko
Ety an_tany hatrany an_danitra.
Ref: Hirahira am_panahy
Hifandraisako aminao
Ka ilay hira mamiko
Vavaka avy ao am_po
Hirahira am_panahy
Tena hivelomako
Hahafahako mitory
Amin'izao tontolo izao.
Dia ilay talenta izay nomenao ahy Jesoa
Atolotro fa oilpl vokatry gzdc ny fo
Ho voninahitrao tokoa ry Ray.
Ny dwmhdk feo izay natolotrao ho ahy
Dia ho entiko hidera anao tokoa tokoa
Ny tenako sy ny fiainako
Hihira ho anao mandrakizay.
Ny faniriako Tompo fantatrao
Na dia tsy mendrika ity zanakao izao
Hihira ho tononkira.serasera.org anao no voadiko
Ety an_tany hatrany an_danitra.
Ref: Hirahira am_panahy
Hifandraisako aminao
Ka ilay hira mamiko
Vavaka avy ao am_po
Hirahira am_panahy
Tena hivelomako
Hahafahako mitory
Amin'izao tontolo izao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMIKRI (Akon'ny Miaramilan'i KRISTY)Vangy : 1083
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : miharymamy8
Daty : 31/05/2020 18:56
