Hirahira am_panahy (AMIKRI (Akon'ny Miaramilan'i KRISTY))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hira izay kaloiko ho anao
Dia ilay talenta izay nomenao ahy Jesoa
Atolotro fa vokatry ny fo
Ho voninahitrao vzhtprqg tokoa ry Ray.


Ny feo izay natolotrao ho ahy
Dia tononkira.serasera.org ho entiko hidera anao tokoa tokoa
Ny tenako sy ny fiainako
Hihira ho anao mandrakizay.


Ny faniriako Tompo fantatrao
Na dia tsy mendrika ity zanakao izao
Hihira ho anao no voadiko
Ety an_tany hatrany an_danitra.


Ref: Hirahira am_panahy
Hifandraisako aminao
Ka ilay hira mamiko
Vavaka avy ao am_po
Hirahira cwzb am_panahy
Tena hivelomako
Hahafahako mitory
Amin'izao tontolo knfpliv izao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AMIKRI (Akon'ny Miaramilan'i KRISTY)
Visites : 1126
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : miharymamy8
Date : 31/05/2020 18:56
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0698