Afoiko ho Azy (AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tia ahy tanteraka ny Tompo
Nanome izay tsara indrindra mofw ho ahy
Omeko azy izay rehetra ananako
Afoiko ho azy ny amiko
Tia ahy mba ho avotra ny Tompo
Mitaona ahy hatrany hibebaka
Ka fo mino sy matoky no atolotro
Ahery aho tononkira.serasera.org ka hivavaka hatrany
Ref:omeko ka afoiko re ny androko
Ny zavatra rehetra sy izay hananako
Omeko ka afoiko re ny androko
Omeko ka hafoiko ny fanahy
Ny Tompo Andriamanitra nanolotra ho ahy
Ny aiko mba hanavotra indro raisiko Jesoa
Ny zanak'Andriamanitra nanolotra ho ahy
Afoiko ho Azy zay rehetra ahy
Na sendra olviswjn ady sy zioga nonho entiko
Malemy indraindray toa potraka
Fa ahery hatrany ny fanahiko
Tsy kivy aho fa Ianao nrmjiky mpamonjiko
Na ny kely na zay sarobidy amiko
Omeko anao manontolo
Inty aho hanaradia anao
Jesosy o!afoiko ho anao aho
Ref
AMEVIF(Efraima Vaovao)
Tonony sy feo: RATEFIARISON Sandratr'Hasina
Nanome izay tsara indrindra mofw ho ahy
Omeko azy izay rehetra ananako
Afoiko ho azy ny amiko
Tia ahy mba ho avotra ny Tompo
Mitaona ahy hatrany hibebaka
Ka fo mino sy matoky no atolotro
Ahery aho tononkira.serasera.org ka hivavaka hatrany
Ref:omeko ka afoiko re ny androko
Ny zavatra rehetra sy izay hananako
Omeko ka afoiko re ny androko
Omeko ka hafoiko ny fanahy
Ny Tompo Andriamanitra nanolotra ho ahy
Ny aiko mba hanavotra indro raisiko Jesoa
Ny zanak'Andriamanitra nanolotra ho ahy
Afoiko ho Azy zay rehetra ahy
Na sendra olviswjn ady sy zioga nonho entiko
Malemy indraindray toa potraka
Fa ahery hatrany ny fanahiko
Tsy kivy aho fa Ianao nrmjiky mpamonjiko
Na ny kely na zay sarobidy amiko
Omeko anao manontolo
Inty aho hanaradia anao
Jesosy o!afoiko ho anao aho
Ref
AMEVIF(Efraima Vaovao)
Tonony sy feo: RATEFIARISON Sandratr'Hasina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena)Vangy : 721
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMEVIF (Efraima Vaovao)
Daty : 21/07/2022 09:21
