Jesoa no miahy (AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny manjo ahy anio no lalana ho ahy
Ny mafy mihatra anio no voatendry ho ahy
Teo ny ora niafiko zay nanjombona foana
'lay ririnina mangitsy fa tsy lohataona
Ny tononkira.serasera.org aditsaina mihatra zay tsapa mandratra
Efa tsapa tsy ho zaka ka ny fo no maratra
Ranomaso nanqtl tsy tana ka nanjary namely
Ka ny fo no syakn misento ny anaty malemy
Ref: ny oram-pijaliako sy oram-pahoriako
Tsaroako hatrany fa Jesoa no miahy
Ka na maloka ny andro zay miserana tsaroako eo foana Jesoa tsy mandao
Izany no lalam-boatendry ho ahy
Matoky aho anefa fa Ianao Jesosy
Ho loharano anovozako cgzhp hery Vaovao
Matoa aho toy izao dia ny fahasoavanao
AMEVIF(Efraima Vaovao)
Auteur: RATEFIARISON Sandratr'Hasina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena)Vangy : 590
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMEVIF (Efraima Vaovao)
Daty : 21/07/2022 09:22