Afoiko ho Azy (AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tia ahy tanteraka ny Tompo
Nanome izay tsara indrindra ho ahy
Omeko azy izay rehetra ananako
Afoiko ho azy ykhlsvmg ny amiko
Tia ahy mba ho avotra ny Tompo
Mitaona ahy hatrany hibebaka
Ka fo mino sy matoky no zmtrsk atolotro
Ahery aho ka hivavaka hatrany
Ref:omeko ka afoiko re ny androko
Ny zavatra rehetra sy izay hananako
Omeko ka afoiko re ny androko
Omeko tononkira.serasera.org ka hafoiko ny fanahy
Ny Tompo Andriamanitra nanolotra gqybc ho ahy
Ny aiko mba hanavotra indro raisiko Jesoa
Ny zanak'Andriamanitra nanolotra ho ahy
Afoiko ho Azy zay rehetra ahy
Na sendra ady sy zioga nonho entiko
Malemy indraindray toa potraka
Fa ahery hatrany ny fanahiko
Tsy kivy aho fa Ianao mpamonjiko
Na ny kely na zay sarobidy amiko
Omeko anao manontolo
Inty aho hanaradia anao
Jesosy o!afoiko ho anao aho
Ref
AMEVIF(Efraima Vaovao)
Tonony sy feo: RATEFIARISON Sandratr'Hasina
Nanome izay tsara indrindra ho ahy
Omeko azy izay rehetra ananako
Afoiko ho azy ykhlsvmg ny amiko
Tia ahy mba ho avotra ny Tompo
Mitaona ahy hatrany hibebaka
Ka fo mino sy matoky no zmtrsk atolotro
Ahery aho ka hivavaka hatrany
Ref:omeko ka afoiko re ny androko
Ny zavatra rehetra sy izay hananako
Omeko ka afoiko re ny androko
Omeko tononkira.serasera.org ka hafoiko ny fanahy
Ny Tompo Andriamanitra nanolotra gqybc ho ahy
Ny aiko mba hanavotra indro raisiko Jesoa
Ny zanak'Andriamanitra nanolotra ho ahy
Afoiko ho Azy zay rehetra ahy
Na sendra ady sy zioga nonho entiko
Malemy indraindray toa potraka
Fa ahery hatrany ny fanahiko
Tsy kivy aho fa Ianao mpamonjiko
Na ny kely na zay sarobidy amiko
Omeko anao manontolo
Inty aho hanaradia anao
Jesosy o!afoiko ho anao aho
Ref
AMEVIF(Efraima Vaovao)
Tonony sy feo: RATEFIARISON Sandratr'Hasina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena)Visites : 720
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : AMEVIF (Efraima Vaovao)
Date : 21/07/2022 09:21
