Afoiko ho Azy (AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tia ahy tanteraka ny Tompo
Nanome izay tsara indrindra ho ahy
Omeko azy izay rehetra ananako
Afoiko ho azy ny amiko
Tia ahy mba ho avotra ny Tompo
Mitaona ahy hatrany hibebaka
Ka fo mino sy matoky no atolotro
Ahery aho ka hivavaka hatrany

Ref:omeko ka afoiko re ny androko
Ny zavatra rehetra sy izay hananako
Omeko ka afoiko re ny androko
Omeko ka hafoiko ny fanahy
Ny Tompo Andriamanitra nanolotra ho ahy
Ny aiko mba hanavotra indro raisiko Jesoa
Ny zanak'Andriamanitra nanolotra ho ahy
Afoiko ho Azy zay rehetra ahy

Na sendra ady sy zioga nonho entiko
Malemy indraindray toa potraka
Fa ahery hatrany ny fanahiko
Tsy kivy aho fa Ianao mpamonjiko
Na ny kely na zay sarobidy amiko
Omeko anao manontolo
Inty aho hanaradia anao
Jesosy o!afoiko ho anao aho
Ref
AMEVIF(Efraima Vaovao)
Tonony sy feo: RATEFIARISON Sandratr'Hasina
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena)
Hits : 300
Likes : 1 Like
Created by : AMEVIF (Efraima Vaovao)
Date : 21/07/2022 09:21
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0739