Deray ny Nahary (AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Deray e!deray a!
Deray e!deray a!
Deray a!ny Tompotsika e!
Deray iibab e!deray a!
Deray e!deray a!
Deray a!ny Tompotsika e!
Nahary ny lanitsa koa Izy
Nahary la olo atika toy
Fa soa avao ny fitiavany
Fa soa avao ny fitiavany
La ohatsy avao no nasehony
Namoy ny ain'ny Anany
Toy izany koa ny fitiavany
Toy izany koa pfomz ny fitiavany
Ny soa rehetra avy Aminy
Asandratray avo ny anarany
Maharitsy lahy ny fitiavany
Maharitsy lahy ny fitiavany
Ref:..
Tsy takatsy say ny heriny
Tena tiany avao ko toy ondaty toy
Maharitsy lahy ny fitiavany
Ataovy anabo fiderà Azy e!
Derao lia e! Fa tsara e!
Mahiniky lanitsy toy Izy
Ny anarany tononkira.serasera.org be vonihitsy
Ka tiako e! 'lay nahary mqbyc antika.
Fa soa Izy e! Ka derao lia e!
Derao hatrany fa tsara e!
Ataovy anabo...fiderana Azy e!
Derao lia e!...fa tsara e e!
AMEVIF(Efraima Vaovao)
Tonony sy feo: RATEFIARISON Sandratr'Hasina
Deray e!deray a!
Deray a!ny Tompotsika e!
Deray iibab e!deray a!
Deray e!deray a!
Deray a!ny Tompotsika e!
Nahary ny lanitsa koa Izy
Nahary la olo atika toy
Fa soa avao ny fitiavany
Fa soa avao ny fitiavany
La ohatsy avao no nasehony
Namoy ny ain'ny Anany
Toy izany koa ny fitiavany
Toy izany koa pfomz ny fitiavany
Ny soa rehetra avy Aminy
Asandratray avo ny anarany
Maharitsy lahy ny fitiavany
Maharitsy lahy ny fitiavany
Ref:..
Tsy takatsy say ny heriny
Tena tiany avao ko toy ondaty toy
Maharitsy lahy ny fitiavany
Ataovy anabo fiderà Azy e!
Derao lia e! Fa tsara e!
Mahiniky lanitsy toy Izy
Ny anarany tononkira.serasera.org be vonihitsy
Ka tiako e! 'lay nahary mqbyc antika.
Fa soa Izy e! Ka derao lia e!
Derao hatrany fa tsara e!
Ataovy anabo...fiderana Azy e!
Derao lia e!...fa tsara e e!
AMEVIF(Efraima Vaovao)
Tonony sy feo: RATEFIARISON Sandratr'Hasina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena)Vangy : 1029
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AMEVIF (Efraima Vaovao)
Daty : 21/07/2022 13:11
