Ndao hifankatia (AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa ilay yulygnbn zokitsika
Jesoa lay namonjy atsika
Nampianatra tokoa mba hifankatia
Jesoa ilay tena tia
Izy tononkira.serasera.org fanilon'ny dia
Nampianatra mba haneo ilay fitia
Avy amin'ilay Ray ny fitiavana
Avy amin'ilay Ray ny fitiavana
Tiany isika hanam-pitiavana
Tiany isika raha toa mihavana
Mahafinaritra ny mifankatia
Mahasambatra ny miara-dia
Ndao hifankatia mjjgdu ndao hiara-dia
Mba ho tena mpianany
AMEVIF yairmrf (Efraima Vaovao)
Auteur :RAJAONARIVELO Andriamparanjaka
Jesoa lay namonjy atsika
Nampianatra tokoa mba hifankatia
Jesoa ilay tena tia
Izy tononkira.serasera.org fanilon'ny dia
Nampianatra mba haneo ilay fitia
Avy amin'ilay Ray ny fitiavana
Avy amin'ilay Ray ny fitiavana
Tiany isika hanam-pitiavana
Tiany isika raha toa mihavana
Mahafinaritra ny mifankatia
Mahasambatra ny miara-dia
Ndao hifankatia mjjgdu ndao hiara-dia
Mba ho tena mpianany
AMEVIF yairmrf (Efraima Vaovao)
Auteur :RAJAONARIVELO Andriamparanjaka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena)Vangy : 712
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMEVIF (Efraima Vaovao)
Daty : 21/07/2022 09:22
