Vavaka (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Ray mahery
mivavaka aho
fa kely hery
ka mitalao
f'ianao no toky
fanantenana
ry Jesoa zoky
avia faingana
réf: Haleloia no asandratray
ny tononkira.serasera.org vavakay henoy mandrakizay
'ndraindray tsy zaka
ny fitsapana
nahazo nzwwfprq laka ilay Satana
tantano sugnxa aho
midira ao am-po
fa mila Anao aho
avia gkkkdur Jeso.
tonony&feony;: Rahaingomahefa Pascal
mivavaka aho
fa kely hery
ka mitalao
f'ianao no toky
fanantenana
ry Jesoa zoky
avia faingana
réf: Haleloia no asandratray
ny tononkira.serasera.org vavakay henoy mandrakizay
'ndraindray tsy zaka
ny fitsapana
nahazo nzwwfprq laka ilay Satana
tantano sugnxa aho
midira ao am-po
fa mila Anao aho
avia gkkkdur Jeso.
tonony&feony;: Rahaingomahefa Pascal
--------
Link:
Comments
miorarobson
(
14/02/2015 19:18)
hoantsika manao facebook mitsy vondrona hoe tonon-kira A.P.F koa ao.manasa antsika hitsidika.misaotra indrindra
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 1979
Likes : 1 Like
Created by : miorarobson
Date : 14/02/2015 19:17
