TRANON'ANDRIAMANITRA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tranon'Andriamanitra dia masina
Izay natao indrindra hivavahana
sy trano 'zay natokana hanompoana
ho fitaizana finoana
Misy ireo tsy mba tononkira.serasera.org menatra
manary fako am.piangonana
ka na ny bonbon na ny biscuit
ariany ao ny macj fonony
Misy manary vovoka
rehetra mankao am-piangonana
tsy mba mamafa tongotra
'ndraidray toa tsy miraharaha
Misy anefa mihevitra
ny tranon'Andriamanitra
ho fieren'ny jiolahy
ka dia manafina endrika
Misy any zixopc am-piangonana
no entina iofjur hanakonana
ireo fakon'ny fahotana
afenin'ao ny hadalana
tonony&feony;: Rahaingomahefa Pascal
23/01/15
Izay natao indrindra hivavahana
sy trano 'zay natokana hanompoana
ho fitaizana finoana
Misy ireo tsy mba tononkira.serasera.org menatra
manary fako am.piangonana
ka na ny bonbon na ny biscuit
ariany ao ny macj fonony
Misy manary vovoka
rehetra mankao am-piangonana
tsy mba mamafa tongotra
'ndraidray toa tsy miraharaha
Misy anefa mihevitra
ny tranon'Andriamanitra
ho fieren'ny jiolahy
ka dia manafina endrika
Misy any zixopc am-piangonana
no entina iofjur hanakonana
ireo fakon'ny fahotana
afenin'ao ny hadalana
tonony&feony;: Rahaingomahefa Pascal
23/01/15
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1782
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : miorarobson
Daty : 19/02/2015 09:48
