Tompo, Ianao mahita (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tompo ianao mahita
zany lalandasanay
zay nirakitra ny vita
t@ fiainanay
Ny asa tsaranay jereo
mba hovoninahitrao
zay tsy mendrika koseo
noho lay fitiavanao

2.Tompo o ankehitriny
ny fiainanay falio
anefanay mpivahiny
asa kanto sy madio
mba hotakatray antsaina
sy xeqnoeqd ho fantatrao am-po
ny fiainanay ilaina
mba ho soa sy hanasoa

3. Tompo antony ho avy
sy mpitantana ny dia
zay kinasanay toavy
mijere sy manampia
ho ankamantatra aminay
zay ankoatrin ny anio
Ianao no tokinay
ka ny gihvtkkr vavakay valio ...

"SALAMO 32:8 3 HITSINJO ANAO NY MASOKO KA ANOLOTSAINA ANAO AHO"
tonony &feony; tononkira.serasera.org :Rabevazaha Justin, arqhebf Mpitandrina

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.95