RY MPONINA ERAN-TANY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ry mponina eran-tanyderao ny tomponao
nanetry tena mba ho an'izao tontonlo izao
tonga mba hamonjy hanavotr'aina koa
hoantsika ekqsizwb Izay milonjy fahoriana ao am-po
2.Nanetry tena Ianao nisolo voina anay tononkira.serasera.org
nitondra aina vaovao ho euxfe hery mampiray
lety ny fiainanay eloylar dia feno haratsiana
Ianao no aronay ka tsy hisy hakiviana
Ry olom-belona oh Ahoana ny hevitrao
hiova ve ianao sa hanota lava izao?
reo fomba fomba ratsy ialao ka ivilio
ny Tompo no mamatsy ny fanahinao anio...
feony&tonony;: Rahaingomahefa Pascal

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1689
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : miorarobson
Daty : 23/03/2015 14:59