Ampidiro aloha ny tenimiafina
RY MPONINA ERAN-TANY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ry mponina eran-tanyderao ny tomponao
nanetry tena mba ho an'izao tontonlo izao
tonga mba hamonjy hanavotr'aina koa
hoantsika Izay milonjy fahoriana ao am-po
2.Nanetry tena Ianao nisolo voina anay
nitondra aina vaovao ho hery mampiray
lety ny fiainanay dia feno haratsiana
Ianao no aronay eetwqy ka tsy hisy hakiviana
Ry olom-belona oh Ahoana shvs ny hevitrao
hiova ve ianao sa hanota lava izao?
reo fomba tononkira.serasera.org fomba ratsy ialao ka ivilio
ny Tompo no mamatsy ajsus ny fanahinao anio...
feony&tonony;: Rahaingomahefa Pascal

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 1688
Likes : 1 Like
Created by : miorarobson
Date : 23/03/2015 14:59