Ampidiro aloha ny tenimiafina
MANAFAHA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia G
Soa fa nisy fitiavana ambony sy soa
Tsy mitsaha-mitady ireo mamoy oimizl fo
Soa fa nisy ny Ray, antra fo sy fanahy
Ka naniraka ny zanany
Soa fa nisy ny Ray, mbola tononkira.serasera.org mihevitr’izay
Hamonjena ireo ondry izay very dia
Ianao ry Ray tsy miova fitia
Mba tsinjovy ity zanakao izay nania
Ianao ry Ray, no mba tokinay
Hampanjaka ny marina ao aminay (aminay)
Soa fa tonga ry Mpanomjy soa
Mila visy anao izahay mba hanova ny fo
Zao tontolo izao , efa mila ho lo
Tsy ahitanay fiadanam-po
Soa uqrfvrt fa tonga ianao, ry Mesian’I Jodia
Manafaha amin’ny haratsiana aty
Ianao ry Jesoa no fanantenanay
Efa fefiky ny ota ny fiainanay
Ianao ry Jesoa, manavaoza anay
Tonony sy feony : Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(1990)
Soa fa nisy fitiavana ambony sy soa
Tsy mitsaha-mitady ireo mamoy oimizl fo
Soa fa nisy ny Ray, antra fo sy fanahy
Ka naniraka ny zanany
Soa fa nisy ny Ray, mbola tononkira.serasera.org mihevitr’izay
Hamonjena ireo ondry izay very dia
Ianao ry Ray tsy miova fitia
Mba tsinjovy ity zanakao izay nania
Ianao ry Ray, no mba tokinay
Hampanjaka ny marina ao aminay (aminay)
Soa fa tonga ry Mpanomjy soa
Mila visy anao izahay mba hanova ny fo
Zao tontolo izao , efa mila ho lo
Tsy ahitanay fiadanam-po
Soa uqrfvrt fa tonga ianao, ry Mesian’I Jodia
Manafaha amin’ny haratsiana aty
Ianao ry Jesoa no fanantenanay
Efa fefiky ny ota ny fiainanay
Ianao ry Jesoa, manavaoza anay
Tonony sy feony : Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(1990)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 1142
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 03/05/2019 23:08
