KRISTY O! (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Kristy o tabyq Ianao no lalana
lalana sy fahamarinana
kristy o Ianao no aronay
aronay mandrakizay

2.Kristy o Ianao mpitarika xphm
Ianao no jiro fanilonay
Kristy o Ianao mpampianatra
sakaiza tsy mba mandao

3.Kristy o Ianao tononkira.serasera.org mpamonjinay
mpamonjy izao tontolo izao
Kristy o ianao mpanafaka
mpamela ny helokay

4.Kristy o dxmwslz ataoko fanatitra
hoanao ny foko fanahiko
Kristy o mba raiso hanompo anao
anio mandrakizay

Haleloia (2)
ho an'Atra voninahitra tianao
mpanjakanay tsitoha mandrakizay....

tonony&feony; : Pasteur Rabevazaha Justin

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Vangy : 1360
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : miorarobson
Daty : 18/03/2015 13:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0512