JESOA NO AMINAY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia GTsy hatahotra ny loza aho
F’Ianao Jeso no ao aminay
Na dia mitety onja
Mahatoky ny herinao izahay
Ny sambonay ety
Mitety alon-drano
Tsy misy mampanahy ahy
Fa Jesoa mpitarika mahay
Tys hatahotra na koa himalo
F’Ianao Jesoa no tsy mba mandao
Na be azan y fahavalo
Dia ho mpandresy tahaka Anao
Tonony sy feony : Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(03/02/1992)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 578
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 03/05/2019 08:32