Jeso mofon'aina (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Jeso mofon aina
ankiniko Aminao
fa MARO FAHAVALO
izao fiainana izay mandalo enyquzeu izao
fiainana be fitsapana
sy vonto fahoriana
ka tsy tononkira.serasera.org azo antenaina
feno haratsiana
FA NY DEVOLY MANDENDEHA
MITADY HARAPAKA
TAHIO AHO RY snlak JESO
KOA AORENO HO TSARA
IZAY FINOAKO ANAO
TAHIO AHO RY JESO
ouh ouh trutrutrutrum
ouh ouh trutrutrutrum
ouh ouh ouh arjvbin ouh ouh
ankiniko Aminao
fa MARO FAHAVALO
izao fiainana izay mandalo enyquzeu izao
fiainana be fitsapana
sy vonto fahoriana
ka tsy tononkira.serasera.org azo antenaina
feno haratsiana
FA NY DEVOLY MANDENDEHA
MITADY HARAPAKA
TAHIO AHO RY snlak JESO
KOA AORENO HO TSARA
IZAY FINOAKO ANAO
TAHIO AHO RY JESO
ouh ouh trutrutrutrum
ouh ouh trutrutrutrum
ouh ouh ouh arjvbin ouh ouh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 2005
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : miorarobson
Daty : 18/03/2015 15:21
