INTY FA VONONA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia GInty fa vonona ho mpanomponao
Zahay tanoranao izao
Fa sitrakay tokoa ny hiara-dia
Aminao ry Jesoa tia
Na ety azan y làlana haleha
Na maro ireo fanka-panahy
Anilanao izahay mirehareha
Fa eo ianao Jesoa zoky mpiahy
Asandratray izao ny hiranay
Ho fiderana anao mandrakizay
Ny miaraka aminao no maminay
Na maro aza dia iray
Na maro aza dia iray, ao aminao
Ity fa vonona aho ho irakao
Zahay tanoranao izao
History teny soa ho famonjena
F’izay no ilain’ny firenena
Omeo anay ny saina vao
Tafio ny herinao
Ka mba ho to ny didinao ry Jesoa tia
Hampianatra anay hifankatia
Tonony : Randriamahefa Noelinjanahary
Feony : Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(21/09/1992)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 762
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 03/05/2019 08:32