OLOM-BAOVAO (Amboaram-peo Mi-Ray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fony teo Ianao Jesoa tsy nibanjina Anao aho
Niodikodina variana nilalao
Nataoko toy ny hoe zoko ny fitiavanao
Nolalaoviko ny famindram-ponao
Tojo aizina aho anio, lasa ilay masoandroko
Nandao ahy, nilentika tononkira.serasera.org ny azavana
Tebiteby tlfi sy alahelo no niainako
Feno nenina, mavesatra ny foko
Tapak’hevitra aho izao, hiantso ny Anaranao
Manantena fa mbola hiaino Ianao
Itodiako ireo vesatra nandreraka ahy
F’Ianao Raiko no antenaiko handio ahy
Tsy avelako Ianao, raha tsy hijery ahy indray
Mandoalika eto aho maneho fifonana
Miantsoantso hitoreo raha mbola misy koa ny feo
F’izay tany aloha hoe avaloko hatreo
Tsy avelako Ianao, raha tsy hijery ahy indray
Mandoalika eto aho maneho fifonana
Miantsoantso hitoreo raha mbola misy koa ny feo
F’izay tany aloha hoe avaloko hatreo
Toy ny hazavana tsy fahita
Toy ny masaondro mibaliaka
Ity tananao Jesoa tonga handray ahy
Manomboka eto rahatrizay
Fo hiara-hitempo ny Anao sy ny ahy
Fa nesorinao izay ratsy tamiko
Manomboka eto ecvhfke rahatrizay
Fo hiara-hitempo ny Anao uvlvkwaz sy ny ahy
Fa voadionao, voahosotrao
Olom-baovao ho Anao aho ry Jesoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Mi-RayVangy : 1299
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mi-Ray
Daty : 25/02/2019 09:34