OLOM-BAOVAO (Amboaram-peo Mi-Ray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fony teo Ianao Jesoa tsy nibanjina Anao aho
Niodikodina variana nilalao
Nataoko toy ny hoe zoko ny fitiavanao
Nolalaoviko ny famindram-ponao
Tojo aizina tononkira.serasera.org aho anio, lasa ilay masoandroko
Nandao ahy, nilentika ny azavana
Tebiteby sy alahelo no niainako
Feno nenina, lhnfmfm mavesatra ny foko
Tapak’hevitra aho izao, hiantso ny Anaranao
Manantena fa mbola hiaino Ianao
Itodiako ireo vesatra nandreraka ahy
F’Ianao Raiko no antenaiko handio ahy
Tsy avelako Ianao, raha tsy hijery ahy indray
Mandoalika eto aho maneho fifonana
Miantsoantso hitoreo raha mbola misy koa ny feo
F’izay tany aloha hoe avaloko hatreo
Tsy avelako Ianao, raha tsy hijery ahy indray
Mandoalika eto aho maneho fifonana
Miantsoantso hitoreo raha mbola misy koa ny feo
F’izay tany aloha hoe avaloko hatreo
Toy ny hazavana fzzoet tsy fahita
Toy ny masaondro mibaliaka
Ity tananao Jesoa tonga handray ahy
Manomboka eto rahatrizay
Fo hiara-hitempo ny Anao sy ny ahy
Fa nesorinao izay ratsy tamiko
Manomboka eto rahatrizay
Fo hiara-hitempo ny Anao sy ny ahy
Fa voadionao, voahosotrao
Olom-baovao ho Anao aho ry Jesoa
ycrx

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Mi-RayVisites : 1384
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mi-Ray
Date : 25/02/2019 09:34