Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vola (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia Bb
[Hatraiza kosa ny herinao vola?
Hatraiza koa ny herinao, kvzggh
Sy ny tanjaka anananao?
Lavitranao be sorisory,
Ny akaikinao tsy matory,
Ny lazan'ny mpanananao ô,
manako ami'zao tany izao.
Antitra na tanora
tsy maintsy mitady vola. ] upcmv ×2
[Ny fahamarinana(marina)
voatakonao avy hatrany.
Ny fihavanana (havana)
voasalonao eto an-tany
Fitiavana anao dfuzy tafahoatra vola
hadino ny any an-koatra.
Ry olombelon'ô, mba lanjalanjao
ny ho avin'ity fiainanao.
Jesosy irery ihany
no mahavonjy tononkira.serasera.org eto an-tany.] ×2
[Koa asio fiheverana, ry olon-drehetra
ny vola tsy azo hianteherana, misy fetra ô
Jeso no Tompo mahery
Izy no ilay tsy miova
Mpamonjy Mpiahy tokoa
Nandà nandresy ny vola
hanome lanitra ho valisoa.] ×2
A/C Burman
©Mangazaka
[Hatraiza kosa ny herinao vola?
Hatraiza koa ny herinao, kvzggh
Sy ny tanjaka anananao?
Lavitranao be sorisory,
Ny akaikinao tsy matory,
Ny lazan'ny mpanananao ô,
manako ami'zao tany izao.
Antitra na tanora
tsy maintsy mitady vola. ] upcmv ×2
[Ny fahamarinana(marina)
voatakonao avy hatrany.
Ny fihavanana (havana)
voasalonao eto an-tany
Fitiavana anao dfuzy tafahoatra vola
hadino ny any an-koatra.
Ry olombelon'ô, mba lanjalanjao
ny ho avin'ity fiainanao.
Jesosy irery ihany
no mahavonjy tononkira.serasera.org eto an-tany.] ×2
[Koa asio fiheverana, ry olon-drehetra
ny vola tsy azo hianteherana, misy fetra ô
Jeso no Tompo mahery
Izy no ilay tsy miova
Mpamonjy Mpiahy tokoa
Nandà nandresy ny vola
hanome lanitra ho valisoa.] ×2
A/C Burman
©Mangazaka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Hoby VontovoronaVangy : 1241
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mangazaka2
Daty : 26/12/2019 08:43
