Avelao any (Ambasadora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avelao any 'reo wnaqm lasa ho levona
'Reo ditra sy toetra ratsy taloha
Tsy nahitako ny fiadanam-po
Tsy mendrika ny ho fpvpvn toetrako
Fa tojo Anao aho tkftoxib ry Fahazavana soa
Nanova ahy ho olom-baovao
Nanenina aho ka hiverina
Hanaraka 'zay sitrakao
Avelao any ireo mpanenjika
F'izao hanaraka Anao ry Tsitoha
Efa hitako izao ny lala-marina
Arahiko sy hizorako
Fa mbola hafa ny miaraka Aminao
He!Tsara ny mitoetra akaikinao
Avelao tononkira.serasera.org any ireo ratsy taloha
Ho levona ka tsy hifoha
Fa tojo Anao aho ry Fahazavana soa
Nanova ahy ho olom-baovao
Nanenina aho ka hiverina
Hanaraka 'zay sitrakao
'Reo ditra sy toetra ratsy taloha
Tsy nahitako ny fiadanam-po
Tsy mendrika ny ho fpvpvn toetrako
Fa tojo Anao aho tkftoxib ry Fahazavana soa
Nanova ahy ho olom-baovao
Nanenina aho ka hiverina
Hanaraka 'zay sitrakao
Avelao any ireo mpanenjika
F'izao hanaraka Anao ry Tsitoha
Efa hitako izao ny lala-marina
Arahiko sy hizorako
Fa mbola hafa ny miaraka Aminao
He!Tsara ny mitoetra akaikinao
Avelao tononkira.serasera.org any ireo ratsy taloha
Ho levona ka tsy hifoha
Fa tojo Anao aho ry Fahazavana soa
Nanova ahy ho olom-baovao
Nanenina aho ka hiverina
Hanaraka 'zay sitrakao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbasadoraVangy : 3266
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Merlia
Daty : 25/02/2016 15:01
