Mamiratra (AMAM - Andrainarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain :
Mahafinaritra mampifaly fo tokoa
Ny mahatsiaro ireo hira mamy tsy mba lo
Ka venteso izao, Jesoa Tompo ô jereo
Izy hampisava sy hanarina ny feo
Fiderana soa maharitra ho Anao Andriamanitra
Raiso re mba ekeo
Tompo ô ! izany saotra aterinay

1- Mamiratra mameno hazavana soa
Ny endrika faly midera ny Tsitoha
Feo, hira, antsa mamatonalina e
Ankalazana anio 'ty andro lehibe

2- Mamiratra mameno hazavana soa
Ny saina madio tsy mba mety soso-po
Feo, hira, antsa mamatonalina e
No taratra sy ampinganay mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMAM - Andrainarivo
Vangy : 178
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AMAM
Daty : 19/08/2025 07:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0186