Mamiratra (AMAM - Andrainarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain :
Mahafinaritra mampifaly fo tokoa
Ny mahatsiaro ireo hira zejsm mamy tsy mba lo
Ka venteso izao, Jesoa Tompo ô jereo
Izy hampisava sy hanarina ny feo
Fiderana soa maharitra ho Anao tononkira.serasera.org Andriamanitra
Raiso re mba ekeo
Tompo ô ! izany saotra aterinay

1- Mamiratra mameno fbxfcuk hazavana soa
Ny endrika faly midera ny Tsitoha
Feo, hira, antsa mamatonalina e
Ankalazana anio 'ty andro lehibe

2- aiqe Mamiratra mameno hazavana soa
Ny saina madio tsy mba mety soso-po
Feo, hira, antsa mamatonalina e
No taratra sy ampinganay mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AMAM - Andrainarivo
Hits : 515
Likes : 0 Like
Created by : AMAM
Date : 19/08/2025 07:42
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0357