injany reko (AMAM - Andrainarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- 'Njany reko any lavitra any misy feo
Miantso toa mibitsika tononkira.serasera.org mangina
Hialao ny otanao
Ny loha hatrakao
Fandrao dia ho faty tokoa hianao
(Meteza re)
Meteza handray am-pitiavana tokoa
Ny teny soa fiainana tsy mba mety lo
Hialao ny otanao
Ny loha hatrakao
Dia ho velona hianao
2- 'Njany reko any lavitra any misy hira
Kanto sy mamelombelon'aina
Hosana ho anao ry Ray tsy mandao
Haleloia derainay eram-po
Ny anaranao
Ny hery sy gzylwgt laza ataolotray Anao anio
Ekeo fa mendrika tokoa no sady madio
Hosana ho Anao ry ezqfi Ray tsy mandao
Anio sy ho zxei mandrakizay
Miantso toa mibitsika tononkira.serasera.org mangina
Hialao ny otanao
Ny loha hatrakao
Fandrao dia ho faty tokoa hianao
(Meteza re)
Meteza handray am-pitiavana tokoa
Ny teny soa fiainana tsy mba mety lo
Hialao ny otanao
Ny loha hatrakao
Dia ho velona hianao
2- 'Njany reko any lavitra any misy hira
Kanto sy mamelombelon'aina
Hosana ho anao ry Ray tsy mandao
Haleloia derainay eram-po
Ny anaranao
Ny hery sy gzylwgt laza ataolotray Anao anio
Ekeo fa mendrika tokoa no sady madio
Hosana ho Anao ry ezqfi Ray tsy mandao
Anio sy ho zxei mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAM - AndrainarivoVangy : 620
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AMAM
Daty : 23/12/2024 10:25
