injany reko (AMAM - Andrainarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- 'Njany reko any tononkira.serasera.org lavitra any misy feo
Miantso toa mibitsika mangina
Hialao ny otanao
Ny loha hatrakao
Fandrao dia ho faty tokoa hianao
(Meteza re)
Meteza handray am-pitiavana tokoa
Ny teny soa fiainana tsy mba mety lo
Hialao ny otanao
Ny loha hatrakao
Dia ho velona hianao
2- 'Njany reko any lavitra any misy hira
Kanto sy mamelombelon'aina
Hosana pumiyb ho anao ry Ray tsy mandao
Haleloia derainay eram-po
Ny anaranao
Ny hery sy laza ataolotray Anao ytbo anio
Ekeo fa mendrika tokoa no sady madio
Hosana urerzlju ho Anao ry Ray tsy mandao
Anio sy ho mandrakizay
Miantso toa mibitsika mangina
Hialao ny otanao
Ny loha hatrakao
Fandrao dia ho faty tokoa hianao
(Meteza re)
Meteza handray am-pitiavana tokoa
Ny teny soa fiainana tsy mba mety lo
Hialao ny otanao
Ny loha hatrakao
Dia ho velona hianao
2- 'Njany reko any lavitra any misy hira
Kanto sy mamelombelon'aina
Hosana pumiyb ho anao ry Ray tsy mandao
Haleloia derainay eram-po
Ny anaranao
Ny hery sy laza ataolotray Anao ytbo anio
Ekeo fa mendrika tokoa no sady madio
Hosana urerzlju ho Anao ry Ray tsy mandao
Anio sy ho mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAM - AndrainarivoHits : 621
Likes : 0 Like
Created by : AMAM
Date : 23/12/2024 10:25
