injany reko (AMAM - Andrainarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- 'Njany reko any lavitra any misy feo
Miantso toa mibitsika mangina
Hialao ny otanao
Ny loha hatrakao
Fandrao dia ho faty tokoa hianao
(Meteza re)
Meteza handray am-pitiavana tokoa
Ny teny soa fiainana tsy mba mety lo
Hialao ny otanao
Ny loha hatrakao
Dia ho velona hianao
2- 'Njany reko any lavitra tononkira.serasera.org any misy hira
Kanto sy mamelombelon'aina
Hosana ho anao ry Ray tsy mandao
Haleloia derainay eram-po
Ny fldg anaranao
Ny hery sy laza ataolotray Anao dkkvzdm ehnvpk anio
Ekeo fa mendrika tokoa no sady madio
Hosana ho Anao ry Ray tsy mandao
Anio sy ho mandrakizay
Miantso toa mibitsika mangina
Hialao ny otanao
Ny loha hatrakao
Fandrao dia ho faty tokoa hianao
(Meteza re)
Meteza handray am-pitiavana tokoa
Ny teny soa fiainana tsy mba mety lo
Hialao ny otanao
Ny loha hatrakao
Dia ho velona hianao
2- 'Njany reko any lavitra tononkira.serasera.org any misy hira
Kanto sy mamelombelon'aina
Hosana ho anao ry Ray tsy mandao
Haleloia derainay eram-po
Ny fldg anaranao
Ny hery sy laza ataolotray Anao dkkvzdm ehnvpk anio
Ekeo fa mendrika tokoa no sady madio
Hosana ho Anao ry Ray tsy mandao
Anio sy ho mandrakizay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAM - AndrainarivoVisites : 589
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AMAM
Date : 23/12/2024 10:25
