Ho anao (AMAM - Andrainarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tianao JESOA mitrakà, Asandrato ambony ry zalahy
Tananao ka dia miderà, Mihirà mafy hoe Halelouia (X2)

Raha tianao JESOA  Mijoroa, Ny hiakanao Ataovy ampo
Ka sahia Ianao miteny hoe , Izy ilay Tsara Sady soa

Refrain : Mendrika Haja Ianao sy Dera koa
Hosàna ho anao ry Ray Tsitoha
Fitiavana Tokoa nasehonao
Misaotra Ray Mpandresy Ianao

Raha Tianao JESOA mifalia , Ny endrikao fenoy tsiky
Mitsangàna andao handihy, Hankalaza an’ i Kristy

Refrain : iqne Mendrika Haja Ianao sy Dera koa
Hosàna ho obsmnhq anao ry Ray Tsitoha
Fitiavana Tokoa nasehonao
Misaotra Ray Mpandresy Ianao

Hankalaza ny TOMPO
Sy hihoby ilay Mpandresy e
Hanambara ny vaovao mahafaly

Refrain : Mendrika Haja Ianao sy Dera koa
Hosàna ho anao ry Ray Tsitoha
Fitiavana wbuc Tokoa nasehonao tononkira.serasera.org
Misaotra Ray Mpandresy Ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMAM - Andrainarivo
Vangy : 555
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AMAM
Daty : 19/08/2025 07:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0904