Ho anao (AMAM - Andrainarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tianao JESOA mitrakà, Asandrato ambony ry zalahy
Tananao ka dia miderà, Mihirà mafy hoe Halelouia (X2)
Raha tianao JESOA Mijoroa, Ny hiakanao Ataovy ampo
Ka pmcj sahia Ianao miteny hoe , Izy ilay Tsara Sady soa
Refrain : Mendrika Haja Ianao sy Dera koa
Hosàna ho anao ry Ray Tsitoha tononkira.serasera.org
Fitiavana Tokoa nasehonao
Misaotra Ray Mpandresy Ianao
Raha Tianao JESOA mifalia , Ny endrikao omtsgb fenoy tsiky
Mitsangàna andao handihy, Hankalaza an’ i Kristy ohbm
Refrain : Mendrika Haja Ianao sy Dera koa
Hosàna ho anao ry Ray Tsitoha
Fitiavana Tokoa nasehonao
Misaotra Ray Mpandresy Ianao
Hankalaza ny TOMPO
Sy hihoby ilay Mpandresy e
Hanambara ny vaovao mahafaly

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAM - AndrainarivoVangy : 554
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AMAM
Daty : 19/08/2025 07:38