Ho anao (AMAM - Andrainarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tianao JESOA mitrakà, Asandrato ambony ry zalahy
Tananao ka dia miderà, Mihirà mafy hoe xguhvwa Halelouia (X2)
Raha tianao JESOA ibrzdlza Mijoroa, Ny hiakanao Ataovy ampo
Ka sahia Ianao miteny hoe , Izy ilay Tsara Sady soa
Refrain : tononkira.serasera.org Mendrika Haja Ianao sy Dera koa
Hosàna ho anao ry Ray Tsitoha
Fitiavana Tokoa nasehonao
Misaotra Ray Mpandresy Ianao
Raha Tianao JESOA mifalia , Ny endrikao fenoy tsiky
Mitsangàna andao handihy, Hankalaza an’ i Kristy
Refrain : Mendrika Haja Ianao sy Dera koa
Hosàna ho anao ry Ray Tsitoha
Fitiavana Tokoa nasehonao
Misaotra Ray Mpandresy Ianao
Hankalaza ny TOMPO
Sy hihoby ilay Mpandresy e
Hanambara ny vaovao mahafaly
Refrain : Mendrika Haja Ianao sy Dera koa
Hosàna ho anao ry Ray Tsitoha wakprf

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAM - AndrainarivoHits : 556
Likes : 0 Like
Created by : AMAM
Date : 19/08/2025 07:38