HO AIZA (AMAM - Andrainarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O rahavako ô
Mba sainontsaino sy nmotmra mba dinio fa ny tononkira.serasera.org fiainana anie zdkkqizf fandalovana
Mpivahiny ianao ety fa ny Tompo dia Andriamanitra
'lalan'ny Ray ao Ambony ao
Tsy mba mitovy amin'ny lalana
Fihevitra izay hanany tsy mitovy amin'izay fiheverana
aoka e!
'zao no tsarovy jkguevh sy atao an-tsaina
'zao no tsarovy sy ataovy an-tsaina raha tia vola teto dia very maina
Ny adidy be efa vitanao dia zava-mpoana tsisy antenaina
Fireharehana ao anatinao, tsy ankaditrahany tsotr'izao
Raha mihevitra Ianao fa ambony be, Aminy kosa dia ambany be
Zay e
Mbola lazaiko aminao anio
Mbola lazaiko aminao anio fa io fialonana tsy izy io
'ty fosafosa amin'ny namanao halaviro fa tsy fitiavana
Ny lolom-po filalaovan-dratsy
Reny dia tsy mba mendrika
Ny laingalainga sy fitaka dia tsy misy eken'Andriamanitra
Ampy'zay e
Ho aiza e! Ho aiza e!
Ho aiza ny lalana alehanao ô, ho aiza e
Ho aiza e
Jesoa no lalana sy fahamarinana ary fiainana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAM - AndrainarivoVangy : 853
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AMAM
Daty : 23/12/2024 10:27