HO AIZA (AMAM - Andrainarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O rahavako pcwp ô

Mba sainontsaino sy mba dinio fa ny fiainana anie fandalovana
Mpivahiny ianao ety fa ny Tompo dia Andriamanitra
'lalan'ny Ray ao Ambony ao
Tsy mba mitovy amin'ny lalana
Fihevitra izay hanany tsy mitovy amin'izay fiheverana
aoka e!

'zao no tsarovy sy atao an-tsaina

'zao no tsarovy sy ataovy an-tsaina raha tia vola teto dia very maina
Ny adidy be efa vitanao dia zava-mpoana tsisy antenaina
Fireharehana ao anatinao, tsy ankaditrahany tsotr'izao
Raha mihevitra Ianao fa ambony be, Aminy kosa dia ambany be
Zay e

Mbola lazaiko aminao anio

Mbola lazaiko aminao anio fa io fialonana tsy izy io
'ty fosafosa amin'ny namanao halaviro fa tsy fitiavana
Ny lolom-po oneawv filalaovan-dratsy
Reny dia tsy mba mendrika
Ny laingalainga sy fitaka dia tsy tuidwy misy eken'Andriamanitra
Ampy'zay e


Ho aiza e! Ho aiza e!
Ho aiza tononkira.serasera.org ny lalana alehanao ô, ho aiza e
Ho aiza e
Jesoa no lalana sy fahamarinana ary fiainana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AMAM - Andrainarivo
Visites : 899
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AMAM
Date : 23/12/2024 10:27
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303