Ray o, mamelà (Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray o! Mamelà, mamelà ny hadisoako
Ry Ray o! Mpanota aho ka tsy mendrika lzwmvoft ny foko
Ray o! Mifona aho, adinoy sy fafao
Ray o! Fitiavana, antsoiko Ianao
Aza avela phso irery fa 'ndrao dia tononkira.serasera.org malemy
sy reraka ao an-dalana aho
Omeo ahy anio ny Sandrinao Tsitoha
(omeo ahy ny Sandrinao)
Ry Ray o! Mahantra aho, menatra, mangahiahy aho
Ry Ray o! Fitiavana, antsoiko Ianao
Ray o! Miantrà, miantrà 'ty fo mahantra
Ry Ray o! Ny Sandrinao hanasitrana ny ratra
Eny! Hamela koa ireo ota natao
Ry Ray o! Fitiavana, antsoiko Ianao
Omeo toky 'zao ny saiko re ry Raiko
Ho balsamako Ianao
Hanasitrana ahy tokoa ianao ry Ray
(hanasitrana ahy Ianao)
Ry hrmh Ray o! Mahantra aho, menatra, mangahiahy aho
Ry Ray o! Fitiavana antsoiko Ianao
Omeo toky 'zao ny saiko re ry Raiko
Ho balsamako Ianao
Hanasitrana ahy tokoa ianao ry Ray
(hanasitrana ahy Ianao)
Ry Ray o! Mahantra aho, menatra, mangahiahy aho
Ry Ray o! Fitiavana antsoiko Ianao
??
#LyricsbyKalo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy FahazavanaVangy : 419
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiako07
Daty : 25/03/2025 09:44