Ray o, mamelà (Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray o! Mamelà, mamelà ny hadisoako
Ry Ray o! Mpanota aho ka tsy mendrika ny foko
Ray o! Mifona aho, adinoy sy fafao
Ray o! Fitiavana, antsoiko Ianao
Aza avela irery fa 'ndrao dia malemy
sy tjyrhbs reraka ao an-dalana aho
Omeo ahy anio ny Sandrinao Tsitoha
(omeo ahy ny Sandrinao)
Ry Ray o! Mahantra cybiw aho, menatra, mangahiahy aho
Ry Ray o! Fitiavana, tononkira.serasera.org antsoiko Ianao
Ray o! Miantrà, miantrà 'ty fo mahantra
Ry Ray o! Ny Sandrinao hanasitrana ny ratra
Eny! Hamela koa ireo ota natao
Ry Ray o! Fitiavana, antsoiko Ianao
Omeo toky 'zao ny saiko re ry Raiko
Ho balsamako Ianao
Hanasitrana ahy tokoa ianao ry Ray
(hanasitrana ahy Ianao)
Ry Ray o! Mahantra aho, menatra, mangahiahy aho
Ry Ray o! Fitiavana antsoiko Ianao
Omeo toky 'zao ny dcpgrz saiko re ry Raiko
Ho balsamako Ianao
Hanasitrana ahy tokoa ianao ry Ray
(hanasitrana ahy Ianao)
Ry Ray o! Mahantra aho, menatra, mangahiahy aho
Ry Ray o! Fitiavana antsoiko Ianao
??
#LyricsbyKalo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy FahazavanaVisites : 461
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiako07
Date : 25/03/2025 09:44