Ny fiangonanao (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izahay ry Andriamanitra o
No olona izay nofidinao
Hiara zxdrq hiasa amin'ny Lanitra
Eo ambany fitarianao
Saingy tsy mendrika anefa izahay
Noho ireo qrssnxy fahotana vitanay
Fa manantena kosa mba hamindranao fo
Koa mba ampio ny olonao
O mba tariho ireto zanakao
Satria fiangonanao izahay
Vonona hanaraka Anao mandrakizay
Ity fiangonanao ry Ray dia mila ny herinao
Ahafahanay mamita ny asanao
Koa arotsahy ny Fanahinao Masina
Amin'izao fiangonana izao
Izahay ry Andriamanitra o
No olona izay nantsoinao xxkpmj
Hamita tononkira.serasera.org ny asa fitoriana
Eo ambany fitarihanao
Saingy tsy ampy anefa anie ny herinay
Koa mangataka Aminao Ilay Fanahy
Hirotsaka aminay ka hampahery indray
A/C: Rizia Rbrl
No olona izay nofidinao
Hiara zxdrq hiasa amin'ny Lanitra
Eo ambany fitarianao
Saingy tsy mendrika anefa izahay
Noho ireo qrssnxy fahotana vitanay
Fa manantena kosa mba hamindranao fo
Koa mba ampio ny olonao
O mba tariho ireto zanakao
Satria fiangonanao izahay
Vonona hanaraka Anao mandrakizay
Ity fiangonanao ry Ray dia mila ny herinao
Ahafahanay mamita ny asanao
Koa arotsahy ny Fanahinao Masina
Amin'izao fiangonana izao
Izahay ry Andriamanitra o
No olona izay nantsoinao xxkpmj
Hamita tononkira.serasera.org ny asa fitoriana
Eo ambany fitarihanao
Saingy tsy ampy anefa anie ny herinay
Koa mangataka Aminao Ilay Fanahy
Hirotsaka aminay ka hampahery indray
A/C: Rizia Rbrl
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoVangy : 636
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fitiavana_Rbrl
Daty : 22/07/2023 11:53
