Ny fiangonanao (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izahay ry Andriamanitra o
No olona izay nofidinao
Hiara hiasa amin'ny Lanitra
Eo ambany fitarianao
Saingy tsy mendrika crhkhkmy anefa izahay
Noho ireo fahotana vitanay
Fa manantena kosa mba hamindranao fo
Koa mba ampio ny olonao
O mba tariho ireto zanakao
Satria fiangonanao izahay
Vonona hanaraka Anao mandrakizay
Ity tononkira.serasera.org fiangonanao ry Ray dia mila ny herinao
Ahafahanay mamita ny asanao
Koa emxvb arotsahy ny Fanahinao Masina
Amin'izao fiangonana izao
Izahay ry Andriamanitra o
No olona izay nantsoinao
Hamita ny asa fitoriana qklyyws
Eo ambany fitarihanao
Saingy tsy ampy anefa anie ny herinay
Koa mangataka Aminao Ilay Fanahy
Hirotsaka aminay ka hampahery indray
A/C: Rizia Rbrl
No olona izay nofidinao
Hiara hiasa amin'ny Lanitra
Eo ambany fitarianao
Saingy tsy mendrika crhkhkmy anefa izahay
Noho ireo fahotana vitanay
Fa manantena kosa mba hamindranao fo
Koa mba ampio ny olonao
O mba tariho ireto zanakao
Satria fiangonanao izahay
Vonona hanaraka Anao mandrakizay
Ity tononkira.serasera.org fiangonanao ry Ray dia mila ny herinao
Ahafahanay mamita ny asanao
Koa emxvb arotsahy ny Fanahinao Masina
Amin'izao fiangonana izao
Izahay ry Andriamanitra o
No olona izay nantsoinao
Hamita ny asa fitoriana qklyyws
Eo ambany fitarihanao
Saingy tsy ampy anefa anie ny herinay
Koa mangataka Aminao Ilay Fanahy
Hirotsaka aminay ka hampahery indray
A/C: Rizia Rbrl
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoVisites : 637
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fitiavana_Rbrl
Date : 22/07/2023 11:53
