Ampidiro aloha ny tenimiafina
Izy hiady ho anao (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avo loatra ve ny tendrombohitra hiakaranao
Lehibe loatra ve ny rano zay hiampitanao
Toa tsy azonao zay anjara masoandro kely
Moa kwtbdh mihaino Andriamanitra, miaro ve tononkira.serasera.org ny anjely
Raha Jehovah no momba antsika, iza npvcq no ahatohitra antsika ?
Na betsaka aza ny ady atao ety an-tany
Raha toa be fahavali dia lazao mafy hoe
Izaho manantona anao @ anaran'i Jehovah Tompon'ny maro
Lazaiko aminao marina dia marina tokoa
Fa na kely toy ny voantsinampy aza ny finoanao
Dia mahafindra tendrombohitra
Koa nahaoana ianao no mbola mitanondrika
Raha Jehovah...
Mahereza sy matanjà
Aza matahotra, aza manahy
Fa Jehovah Tomponao no momba anao
Izy hiady ho anao
Raha Jehovah...
F'Ilay uwkyy Jesosy anie eo foana hiaro
Izy vonona hatrany hiady ho anao
A/C: Fitiavana Rbrl

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoVangy : 1195
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fitiavana_Rbrl
Daty : 03/12/2022 12:30