Ampidiro aloha ny tenimiafina
Izy hiady ho anao (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avo loatra ve ny tendrombohitra hiakaranao
Lehibe loatra ve ny rano tononkira.serasera.org zay hiampitanao
Toa tsy azonao zay anjara masoandro kely
Moa aryxn mihaino Andriamanitra, miaro ve ny anjely
Raha Jehovah no momba antsika, iza no ahatohitra antsika ?
Na betsaka aza ny ady atao ety an-tany
Raha toa moyqwga be fahavali dia lazao mafy hoe
Izaho manantona anao @ anaran'i Jehovah Tompon'ny maro
Lazaiko aminao marina dia marina tokoa
Fa na kely toy ny voantsinampy aza ny finoanao
Dia mahafindra tendrombohitra
Koa nahaoana ianao no mbola mitanondrika
Raha Jehovah...
Mahereza sy matanjà
Aza matahotra, aza manahy
Fa Jehovah Tomponao no momba anao
Izy hiady ho anao
Raha Jehovah...
F'Ilay Jesosy anie eo foana hiaro
Izy vonona hatrany umihryk hiady ho anao
A/C: Fitiavana Rbrl

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoHits : 1165
Likes : 0 Like
Created by : Fitiavana_Rbrl
Date : 03/12/2022 12:30