Ho avy Kristy (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miomàna ianao sao tavela
Miomàna ianao fa pxxnzi ho avy tsy ho ela
Miomàna ianao fa tsy ho ela intsony
Dia hiseho amin'ny lanitra ambony
Eny tsy ho ela
Refrain:
Ho avy Kristy ô ry ajrpyb olombelona
Eny hiverina ka uugyb ianao ve vonona?
Fandrao tononkira.serasera.org hanenina e, hanenina e, ianao
Ö miomàna re, miomàna re ianao
A/C: Rizia Rbrl
Miomàna ianao fa pxxnzi ho avy tsy ho ela
Miomàna ianao fa tsy ho ela intsony
Dia hiseho amin'ny lanitra ambony
Eny tsy ho ela
Refrain:
Ho avy Kristy ô ry ajrpyb olombelona
Eny hiverina ka uugyb ianao ve vonona?
Fandrao tononkira.serasera.org hanenina e, hanenina e, ianao
Ö miomàna re, miomàna re ianao
A/C: Rizia Rbrl
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoVangy : 168
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fitiavana_Rbrl
Daty : 12/02/2026 10:48
