Ho avy Kristy (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miomàna ianao sao tavelaMiomàna ianao fa ho avy tsy ho ela
Miomàna ianao fa tsy ho ela intsony
Dia hiseho amin'ny lanitra ambony
Eny tsy ho ela
Refrain:
Ho avy Kristy ô ry olombelona
Eny hiverina ka ianao ve vonona?
Fandrao hanenina e, hanenina e, ianao
Ö miomàna re, miomàna re ianao
A/C: Rizia Rbrl
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoHits : 87
Likes : 0 Like
Created by : Fitiavana_Rbrl
Date : 12/02/2026 10:48
