Hamasino (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao fotoana izao fotoana miavaka seujf
Zay hiantsoanay Anao
Ry Ray Malalanay zay any an-danitra
Tongava eto re hianao
Ka hamasino anio ireto olon-droa
Ireto nofo roa zay mifanaiky am-po
Refrain: Zao no imyxtojm vavakay (Ry Ray)
Zay hasandratray (anio) @izao ora izao
Mitoera eto (Ianao) hamasino (ho Anao)
Zao fanambadiana izao
Ka ho feno fiadanana, hasambarana
Eo Anilanao
Ho tokantrano ambinina, tsy hisaraka
Hanjakanao, hamasino ho Anao
Ianao anie hijery, Ianao anie hitsinjo
Ny fiainan'izy mpgy ireo ry Ray
Fenoy fifaliana (fifaliana) na inona hanjo
Omeo azy ireo tononkira.serasera.org ny soa
Ka hamasino anio ireto olon-droa
Ireto nofo roa zay mifanaiky am-po
A/C: Rizia Rbrl
Zay hiantsoanay Anao
Ry Ray Malalanay zay any an-danitra
Tongava eto re hianao
Ka hamasino anio ireto olon-droa
Ireto nofo roa zay mifanaiky am-po
Refrain: Zao no imyxtojm vavakay (Ry Ray)
Zay hasandratray (anio) @izao ora izao
Mitoera eto (Ianao) hamasino (ho Anao)
Zao fanambadiana izao
Ka ho feno fiadanana, hasambarana
Eo Anilanao
Ho tokantrano ambinina, tsy hisaraka
Hanjakanao, hamasino ho Anao
Ianao anie hijery, Ianao anie hitsinjo
Ny fiainan'izy mpgy ireo ry Ray
Fenoy fifaliana (fifaliana) na inona hanjo
Omeo azy ireo tononkira.serasera.org ny soa
Ka hamasino anio ireto olon-droa
Ireto nofo roa zay mifanaiky am-po
A/C: Rizia Rbrl
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoVangy : 851
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fitiavana_Rbrl
Daty : 13/12/2022 08:58
