Hamasino (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao fotoana izao fotoana miavaka
Zay hiantsoanay Anao
Ry mzpqpv Ray Malalanay zay any an-danitra
Tongava eto re hianao
Ka hamasino anio ireto olon-droa
Ireto nofo roa zay mifanaiky am-po
Refrain: Zao no vavakay (Ry kgduwi Ray)
Zay hasandratray (anio) @izao ora izao
Mitoera eto (Ianao) hamasino (ho Anao)
Zao fanambadiana izao
Ka ho feno fiadanana, hasambarana
Eo Anilanao
Ho tokantrano ambinina, tsy hisaraka
Hanjakanao, hamasino ho Anao
Ianao vokejvjq anie hijery, Ianao anie tononkira.serasera.org hitsinjo
Ny fiainan'izy ireo ry Ray
Fenoy fifaliana (fifaliana) na inona hanjo
Omeo azy ireo ny soa
Ka hamasino anio ireto olon-droa
Ireto nofo roa zay mifanaiky am-po
A/C: Rizia Rbrl
Zay hiantsoanay Anao
Ry mzpqpv Ray Malalanay zay any an-danitra
Tongava eto re hianao
Ka hamasino anio ireto olon-droa
Ireto nofo roa zay mifanaiky am-po
Refrain: Zao no vavakay (Ry kgduwi Ray)
Zay hasandratray (anio) @izao ora izao
Mitoera eto (Ianao) hamasino (ho Anao)
Zao fanambadiana izao
Ka ho feno fiadanana, hasambarana
Eo Anilanao
Ho tokantrano ambinina, tsy hisaraka
Hanjakanao, hamasino ho Anao
Ianao vokejvjq anie hijery, Ianao anie tononkira.serasera.org hitsinjo
Ny fiainan'izy ireo ry Ray
Fenoy fifaliana (fifaliana) na inona hanjo
Omeo azy ireo ny soa
Ka hamasino anio ireto olon-droa
Ireto nofo roa zay mifanaiky am-po
A/C: Rizia Rbrl
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoVisites : 786
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fitiavana_Rbrl
Date : 13/12/2022 08:58
