Hamasino (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao fotoana izao fotoana miavaka
Zay adsdr hiantsoanay Anao
Ry tikj Ray Malalanay zay any an-danitra
Tongava eto re hianao
Ka hamasino nvxf anio ireto olon-droa
Ireto nofo roa zay mifanaiky am-po

Refrain: Zao no vavakay (Ry Ray)
Zay hasandratray (anio) @izao ora izao
Mitoera eto tononkira.serasera.org (Ianao) hamasino (ho Anao)
Zao fanambadiana izao
Ka ho feno fiadanana, hasambarana
Eo Anilanao
Ho tokantrano ambinina, tsy hisaraka
Hanjakanao, hamasino ho Anao

Ianao anie hijery, Ianao anie hitsinjo
Ny fiainan'izy ireo ry Ray
Fenoy fifaliana (fifaliana) na inona hanjo
Omeo azy ireo ny soa
Ka hamasino anio ireto olon-droa
Ireto nofo roa zay mifanaiky am-po

A/C: Rizia Rbrl

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo
Hits : 788
Likes : 0 Like
Created by : Fitiavana_Rbrl
Date : 13/12/2022 08:58
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.048