Haleloia (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hhxeolz Haleloia, derainay ho mandrakizay
Masina Ianao Ray Tsitoha
Fitiavanao lehibe tokoa
Ka hasandratray ny feonay
Haleloia Haleloia
Haleloia, derainay ho mandrakizay
Fa lehibe Ianao, tsy misy toa Anao
Tsy takatry ny vvdti saina ny fikasanao ho anay
Ray o, hinoaka izao fa efa voarindra
Izay avy Aminao azoko antoka fa tsara
Haleloia, kkmvj derainay ho mandrakizay
A/C: tononkira.serasera.org Fitiavana Rbrl
Masina Ianao Ray Tsitoha
Fitiavanao lehibe tokoa
Ka hasandratray ny feonay
Haleloia Haleloia
Haleloia, derainay ho mandrakizay
Fa lehibe Ianao, tsy misy toa Anao
Tsy takatry ny vvdti saina ny fikasanao ho anay
Ray o, hinoaka izao fa efa voarindra
Izay avy Aminao azoko antoka fa tsara
Haleloia, kkmvj derainay ho mandrakizay
A/C: tononkira.serasera.org Fitiavana Rbrl
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoVangy : 902
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fitiavana_Rbrl
Daty : 13/12/2022 09:12
