Haleloia (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia, derainay ho mandrakizay
Masina Ianao Ray Tsitoha
Fitiavanao lehibe tokoa
Ka hasandratray ny feonay
Haleloia Haleloia
Haleloia, derainay ho mandrakizay
Fa lehibe Ianao, tsy misy toa Anao
Tsy tononkira.serasera.org takatry ny nvinmw swjzz saina ny fikasanao ho anay
Ray o, hinoaka izao fa efa voarindra
Izay avy nochkjat Aminao azoko antoka fa tsara
Haleloia, derainay ho mandrakizay
A/C: Fitiavana Rbrl
Masina Ianao Ray Tsitoha
Fitiavanao lehibe tokoa
Ka hasandratray ny feonay
Haleloia Haleloia
Haleloia, derainay ho mandrakizay
Fa lehibe Ianao, tsy misy toa Anao
Tsy tononkira.serasera.org takatry ny nvinmw swjzz saina ny fikasanao ho anay
Ray o, hinoaka izao fa efa voarindra
Izay avy nochkjat Aminao azoko antoka fa tsara
Haleloia, derainay ho mandrakizay
A/C: Fitiavana Rbrl
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoVisites : 900
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fitiavana_Rbrl
Date : 13/12/2022 09:12
