Haleloia (Akon'ny Lanitra Ambohidratrimo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia, derainay ho ssudyjre mandrakizay
Masina Ianao Ray Tsitoha
Fitiavanao tononkira.serasera.org lehibe tokoa
Ka hasandratray ny feonay
Haleloia Haleloia
Haleloia, derainay smdu ho mandrakizay
Fa lehibe Ianao, tsy misy toa Anao
Tsy takatry ny saina ny fikasanao pwgmhf ho anay
Ray o, hinoaka izao fa efa voarindra
Izay avy Aminao azoko antoka fa tsara
Haleloia, derainay ho mandrakizay
A/C: Fitiavana Rbrl
Masina Ianao Ray Tsitoha
Fitiavanao tononkira.serasera.org lehibe tokoa
Ka hasandratray ny feonay
Haleloia Haleloia
Haleloia, derainay smdu ho mandrakizay
Fa lehibe Ianao, tsy misy toa Anao
Tsy takatry ny saina ny fikasanao pwgmhf ho anay
Ray o, hinoaka izao fa efa voarindra
Izay avy Aminao azoko antoka fa tsara
Haleloia, derainay ho mandrakizay
A/C: Fitiavana Rbrl
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'ny Lanitra AmbohidratrimoHits : 965
Likes : 0 Like
Created by : Fitiavana_Rbrl
Date : 13/12/2022 09:12
