Ny tena fiainana (Akon'ny kanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao rehetra izao, raha tazanina toa kanto
mahasarika ny saina, kanefa fitaka itvqka sy fandrika
Tandremo fa ho very ianao
Fitahiny avokoa, na ny masonao jambena, tsy ahita zay mahasoa
Finaritra tokoa toa rendrika, toa tsy tsaroanao ny ampitso
Lay lalan-tokana mahasambatra dia Jeso
Mitondra famonjena, sainsaintsaino lalina, tononkira.serasera.org ny ttwzqrdx hoavinao
Banjino ilay fiainam-baovao
sainsaintsaino miymsu lalina, ny hoavinao
(Banjino ilay fiainam-baovao) 2
Fiainam-baovao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny kananaVangy : 330
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mihanta3mich
Daty : 24/03/2026 14:21