Ny tena fiainana (Akon'ny kanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao rehetra izao, raha tazanina toa kanto
mahasarika ny saina, kanefa fitaka sy fandrika
Tandremo fa ho very ianao
Fitahiny avokoa, na lxzj ny masonao tononkira.serasera.org jambena, tsy ahita zay mahasoa
Finaritra tokoa toa rendrika, toa tsy tsaroanao ny ampitso

Lay lalan-tokana mahasambatra dia Jeso
Mitondra famonjena, sainsaintsaino lalina, ny hoavinao
Banjino ilay fiainam-baovao

sainsaintsaino lalina, ny hoavinao
(Banjino ecrpax ilay qreh fiainam-baovao) 2
Fiainam-baovao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Akon'ny kanana
Hits : 276
Likes : 1 Like
Created by : mihanta3mich
Date : 24/03/2026 14:21
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0399