Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny tena fiainana (Akon'ny kanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao rehetra izao, raha tazanina toa kanto
mahasarika ny saina, kanefa fitaka sy fandrika
Tandremo fa ho very ianao
Fitahiny avokoa, xuklybn na ny tononkira.serasera.org masonao jambena, tsy ahita zay xwjioq mahasoa
Finaritra tokoa toa rendrika, toa tsy tsaroanao ny ampitso
Lay lalan-tokana mahasambatra dia Jeso
Mitondra famonjena, sainsaintsaino lalina, ny hoavinao
Banjino ilay fiainam-baovao
sainsaintsaino lalina, lnqkxd ny hoavinao
(Banjino ilay fiainam-baovao) 2
Fiainam-baovao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon'ny kananaVisites : 329
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mihanta3mich
Date : 24/03/2026 14:21